Teny iditra | hety | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Scissors [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ciseaux [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hety io | |||||||||||||||
Teny iditra | hety | |||||||||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] [1.78] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hety, hite, tihe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |