|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mampanety
Fototeny  2ety
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#131]

Teny iditra (2/2)4 mampanety
Fototeny  5hety
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#240]
Ohatra  7 Ary nankao amin' ny mpanjaka Absaloma ka nanao hoe: Indro, mampanety ondry ny mpanomponao [2.996]

Fivaditsoratra  8 mampanety, 9 mampitañe, 10 mampitena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12