|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanety |
| Fototeny | 2 hety |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba enti-manety
5 Azo hetezana [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fañety |
| Fototeny | 7 hety |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Bara] maso
[1.78] 10 [Tanosy] fahitana [1.78] |
| Fivaditsoratra | fañety, fanety, 11 fe-tany, 12 fineta |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|