Teny iditra | hatezerana (tezitra) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] | ||
Voambolana | Ontam-po | ||
Tovy hevitra | fahatezerana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hatezerana io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |