Teny iditra |
haoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
haoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahamaimaizana, fahadodonana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Earnest desire, eagerness, craving, longing. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Impatience, vif désir de [1.3]
|
| [Tankarana]
Vif désir. [1.19]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
haoka
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For faoka
[1.2]
|
|