|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mangaoka
Fototeny  2haoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandoaka, mandavaka.
5Mangarona, misikotra mba hahalala zavatra. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Mpanahaka  9 mamantatra, 10 mangaroka, 11 misafary, 12 misaroro

Teny iditra (2/3)13 mangaoka
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  15to smooth pottery with the fangaoka.. [1.2]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)19 mangaoka
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21Mangaoka vient de haoka : action de creuser, parce qu'on devait creuser profondément dans le marécage pour déterrer les tubercules.
22Voir aussi mangoka, mangilo.
23Orthographe préférée par Guy Ramanantsoa : Typhonodorum lindleyanum Schott (Araceae).
24(Voir Colloque International de l'Académie Malgache sur les Lémuriens, 1978).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 makangoa, 27 mangaoka, 28 mangoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31