Teny iditra | fokofoko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Niavian' ny hoe mifokofoko [1.1] | |||
Ohatra | Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano.
[2.4] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | fokofoko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara] (comme fakofako, merina) Menue paille restant sur l'aire après le battage ; débris employés comme combustible (voir aussi fokafoka). [1.196] | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Fivaditsoratra | fokofoko, kofokofo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |