Teny iditra |
fokafoka
(foka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Rather foolish and angry, imprudent, stubborn. [1.2]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
fokafoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Fakofako [1.78]
|
|
Teny iditra |
fokafoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Herbes sèches, paille, brindilles sans valeur, qu'on utilise comme combustible à bon marché ou pour allumer le feu de bois ; parfois aussi, les végétaux qui les fournissent. [1.196]
|
Voambolana |
|