Teny iditra | fitia (tia) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'affection [1.3] | ||||
Amour [1.5] | |||||
Ohatra | hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia;
[2.298] | ||||
Voambolana | Ontam-po | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Zanakanarana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitia io | ||||
Fivaditsoratra | fiita, fitia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |