|
|
|
|

Teny iditra1 fitia mifono avona
Singan-teny  2fitia, 3mifono, 4avona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fitiavana atao an-kifonofono toa mahamenatra ny mampiseho azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12