Teny iditra | ferinaina | |||
Singan-teny | fery ; aina | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fijaliana mafy [1.1] | |||
[ ferin' aina ] Fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ ferin-aina ] Sighing, groaning, grief. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [ ferin' aina ] Souffrance, affliction [1.3, 1.5] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Tsipelina hafa | ferin' aina ~ ferin-aina | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |