Teny iditra | faralahy | |
Singan-teny | fara ; lahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lahy farany indrindra amin' ny zanaka lahy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [lahy, masculine.] The last born male in a family; a word very frequently given to the youngest person as a proper name. [1.2] | |
The youngest son [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le fils cadet [1.8] | |
Ohatra | Ka ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy;
[2.996] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny faralahy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |