Teny iditra |
fanoharana
(ohatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Fandrefesana, famarana [1.78]
|
| Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1]
|
| Fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A parable [1.2, 1.7]
|
| A comparison [1.2, 1.7]
|
| A measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parabole [1.8, 1.13]
|
| Comparaison [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy
[2.996]
|
2 | Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe:
[2.48]
|
3 | na dia ho babeko aza hoe fanoharana!
[2.470]
|
|
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fanoharana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fanandramana
[1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Essayage [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Fanoharana
|
Singan-teny | fanoharana |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rahidy Basilide |
Voambolana |
Fanoritsoritana | traduction libre des fables de La Fontaine |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|