Teny iditra | fahandroana (handro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro [1.1] | |
Fiketrehana, fandokiana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Cuisson [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Tsipelina hafa | fandrahoana | |
Fivaditsoratra | fahandroana, fandarohana, fandrahoana, fandroahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |