|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandroahana |
| Fototeny | 2roaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha.
5/ Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika. 6Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7the act of driving out or away.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8action d'expulser.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 9 fahandroana, 10 fandarohana, 11 fandrahoana, 12 fandroahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|