Teny iditra | endy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Anything fried [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Friture, grillade [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Rôti, torréfaction [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra | Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta.
[2.332] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny endy io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |