|
|
|
|

Teny iditra1 mendy
Fototeny  2endy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory.
5Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy.
6Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro.
7Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka. [1.1]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 mendy, 10 minde

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02