Teny iditra |
manendy
(endy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To fry [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire frire [1.8]
|
Ohatra | manam-boanjo ka tsy mba manendy
[2.131]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manendy |
Ny lasa : |
nanendy |
Ny hoavy : |
hanendy |
Filaza mandidy : |
manendasa, manendaza |
|
|
Teny iditra |
Manendy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [1.1]
|
Ohatra |
1 | Ny Manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba.
[2.508]
|
2 | Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny Manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy.
[2.472]
|
|
Ohabolana |
|