Teny iditra |
elo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [1.1]
|
| Trano heva [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A parasol or umbrella [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parasol, parapluie [1.8]
|
| Petit hangar, chalet; parapluie [1.13]
|
Ohatra |
1 | Elo manga miofon'andro ambony loha;
[1.257]
|
2 | Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena.
[2.508]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
elo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Fialonana [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
elo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Aretina [1.78]
|
| [Tanala]
Aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Maladie (en général) [1.82]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
elo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Fanahy [1.78]
|
|