|
|
|
|

Teny iditra1 elo mena
Singan-teny  2elo, 3mena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5elo natokana ho an' ny mpanjaka, ny zanak' andriana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6parasol rouge réservé au souverain, aux princes. [1.3]
Ohatra  7 Ny elony dia elomena makadiry, miravaka amborodao voamena [2.649#]
8 Nanatitra, elomena sy zavatra, avy tamy ny Mpanjaka, izy sy ny Manamboninahitra sy ny Miaramila 40 lahy [2.59#]

Fivaditsoratra  9 elo mena, 10 Nemoela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12