Teny iditra | demôkraty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona mandala ny demôkrasia [1.62] | |
Fanazavàna teny anglisy | Democrat [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Démocrate [3.1] | |
Ohatra | Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io.
[4.27] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Ny fihaviany | Frantsay: démocrate. | |
Mpanahaka | demôkrasia ~ demôkratika | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |