|
|
|
|

Teny iditra1 demôkrasia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fahefan' ny vahoaka.
4fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka. [1.62#227]
Fanazavàna teny anglisy  5democracy. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6démocratie. [3.1]
Ohatra  7 Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
8 Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]
Voambolana  9 Pôlitika
Mpanahaka  10 demokratika, 11 demokraty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02