Teny iditra | boriborintany (boribory, tany) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Ohatra | Izay isan' olona nitadiaivin' ireny, ny lehiben' ny boriborintany no namorona azy amin' ny fanendrena avy eo amin' ny vahoakany.
[2.472] | ||
Voambolana | Pôlitika | ||
Haiendriteny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |