Teny iditra | biririoka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanenon-javatra toa misiaka mandalo mafy, toy ny an' ny karavasy, baba miserana. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A whiz, a buzz [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sifflement des projectiles, de la cravache, etc. [1.3] | |||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Tovy hevitra | bisisioka ~ bizizioka | |||||||||
Mpanahaka | rimorimo [1.2] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |