|
|
|
|

Teny iditra1 mibiririoka
Fototeny  2biririoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Fandalovam-peo amin' ny molotra toa misiaka mafy mankarenin-tsofina: Nibiririoka ny rivotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to whiz, as a ball or arrow flying through the air.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Voambolana  10 Feo
Mpanahaka  11 mibizizioka, 12 mifioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31