Teny iditra | bambandranomasina | |
Singan-teny | bambana ; ranomasina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany [1.62] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | bambandrano ~ bambandranobe | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |