Teny iditra |
ambezo
(vezo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Supplique, instance [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ambezo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Semence [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ ~ |
|
Teny iditra |
Ambezo
(any, vezo)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin
[1.3]
|
|