|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tabiry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3voan-javatra natokana ho masomboly. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4semence. [1.13]
Voambolana  5 Toe-karena: fambolena
Tovy hevitra  6ambeko, ambeo, ambezo, ambio, ambioka, masomboly

Teny iditra (2/2)7 tabiry
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9tatavia. [Taisaka] [1.78]
Voambolana  10 Haiaina

Fivaditsoratra  11 batiry, 12 tabiry, 13 tariby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31