|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vezo
Sokajin-teny  2 anarana
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/3)4 vezo
Sokajin-teny  5 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6voiso. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7 Vezo
Sokajin-teny  8 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  9Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar. [1.3#831]
11nom d'une population de pêcheurs du sud-ouest de Madagascar (villes principales: Toliary, Morombe).
12Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral. [1.5]
Voambolana  13 Tantara: firenena
Mpanahaka  14 masikoro, 15 masikoro, 16 sakalava, 17 sakalava, 18 vezompotaka, 19 vezompotaka
Kamban-teny rehetra  20Ambezo
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  22 Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  23 Vezo, vezo, 24 zevo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03