Teny iditra | alona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [1.2] | ||||||||||||
A wave, a billow [1.7] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Vague, flot [1.3, 1.8] | ||||||||||||
Ondulation, houle [1.3] | |||||||||||||
Ohatra | Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory.
[2.298] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | alona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jalousie, envie, opposition au bien du prochain [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | alòna (lona) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be steeped, to be soaked [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [1.8] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | alona, lañoa, laona, loana, olana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |