Teny iditra |
ahanahana
(ahana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hambahamba, fihazohazoana, havarianana, fisalasalana, firaikiraokena, tsy fahitana izay tokony hinoana na atao [1.10]
|
| Fijanonana, fiatoana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Doubt, hesitation, indecision, frequent pauses. See afitra,
ahona,
sahana,
sakana,
sampona,
janona,
tsahatra,
tsangana
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arrêts fréquents, pauses fréquentes, hésitations [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
ahanahana,
ahanahako,
ahanahanao,
ahanahany,
ahanahantsika,
ahanahanay,
ahanahanareo,
ahanahan',
ahanahan-,
ahanaham-,
ahanaha- |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|