|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 janona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony)..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Arrêt, halte, suspension, interruption, pause, station.
[1.3#292] |
| Ohatra |
5 Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro!
[2.357#]
6 ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika; [2.59#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 janona |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34nom d'une espèce de poisson..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 35 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 36 anjano, 37 anjona, 38 janona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|