Teny iditra | tonon-kira | |
Singan-teny | toñona ; hira | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny voarindra asiana feony [1.1] | |
Zanakanarana | ||
Teny iditra | Tononkira | |
Singan-teny | tonon-kira | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Tononkira: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | |
Song of Songs: one of the books of the Bible [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Cantiques: un des livres de la Bible [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |