Teny iditra |
Rtoa
|
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny)
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanafohezan' ny hoe Ramatoa
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | "Mrs." (Missus) , "Ms." (Miss) : abbreviation of Ramatoa
[3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | "Mme." (Madame), "Mlle." (Mademoiselle) : abréviation de Ramatoa
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Andriamanga sy Rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo.
[2.356]
|
2 | Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay.
[2.356]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
|
Tohi-kevitra |
|