Teny iditra | rodo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay teny hoe Rodobe: Fiarahan' ny maro manao zavatra iray: Tsy ifandrenesana azon' ny manao rodobe ianareo rehefa mamaly [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | Rodo | ||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||
Fanazavàna teny anglisy | Rhodes [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Rhodes [2.996] | ||
Voambolana | Soratra Masina | ||
Tovy hevitra | Rody | ||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Rodo | ||
Fivaditsoratra | doro, rodo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |