|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 doro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsolo; fampirehetana, fanaovana izay hahamasaka na hahakila zavatra: Doro tanety.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4burning, setting on fire.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de mettre le feu.
[1.3, 1.8] 6action de brûler, d'incendier, de carboniser, de faire cuire. [1.3] 7action de mettre le feu à la brousse, d'incendier les prairies pour faire repousser l'herbe.. [1.196] |
| Ohatra |
8 Adin' ny zanaky ny mpirafy, ady lova, halatr' omby, doro trano, dia inona koa.
[2.528]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 18dotra |
| Mpanahaka | 19 oroana |
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 doro, 22 rodo, Rodo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|