Teny iditra | meda | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (peu usité) lent, lambin [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | medameda | |||||||||
Teny iditra | Meda | |||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Meda [2.996] | |||||||||
Medes [2.996] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mèdes [2.996] | |||||||||
Ohatra | Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao?
[2.996] | |||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||
Fivaditsoratra | Madé..., meda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |