|
|
|
|

Teny iditra1 medameda
Fototeny  2meda
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra.
5Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(peu usité) lent, lambin. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  10meda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19