Teny iditra |
mandroatra
(roatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To foam, to boil over [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Déborder en écume [1.8]
|
Ohatra | mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandroatra |
Ny lasa : |
nandroatra |
Ny hoavy : |
handroatra |
Filaza mandidy : |
mandroata |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Mandroatra
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit fleuve de la préfecture de Morondava
[1.11]
|
Voambolana |
|