|
|
|
|

Teny iditra1 roatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vorivory fotsy miforona eo ambonin' ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin' ny rano midona mafy amin-javatra ka miverina mifanena, na avy amin' ny rano misy savony, na avy amin' ny vary andrahoina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4foam, froth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5écume, débordement. [1.8]
6(général).
7Ecume que font certains fruits ou légumes quand on les faits cuire.
8Par exemple :
  • roa-bary : écume du riz.
    9
  • Roa-kazo : écume que font les bois verts quand on les met au feu.
    10
  • Roa-tsaramaso : écume des haricots, etc.
    11
On dit aussi mandroatra : produire de l'écume (la forme active, miroatra, désigne par contre les éruptions cutanées, comme l'urticaire, les boutons qui apparaissent simultanément et qu'on compare à une écume de la peau).
12. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  30 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  31manala roatra
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 raotra, 34 ratrao, 35 roatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02