Teny iditra |
kirihitra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Très petit, menu [1.3]
|
| Désignant tout ce qui est petit, menu [1.196]
|
|
Teny iditra |
kirihitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [1.1]
|
| Hazo madinika sy akata mifandringitra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Shrubs, brush, bushes [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Broussailles Marmaille [1.3]
|
| Arbrisseaux, broussailles [1.8]
|
| Fourré, taillis [1.13]
|
Ohatra |
1 | Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga;
[2.48]
|
2 | Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny.
[2.499]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Kirihitra
|
Singan-teny | kirihitra |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|