|
|
|
|

Teny iditra1 kirihitrala
Singan-teny  2kirihitra, 3ala
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [kirihitr' ala] 5hazo madinika maro, mitambatra ho ala kely; ala kely mivondrona sy matevina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A wood of shrubs or small trees.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Nom donné aux broussailles, à la végétation dense mais de petite taille qu'on trouve, en général, sur les sommets rocheux et les sols squelettiques.
8Perrier de la Bâthie parle souvent de « broussailles éricoïdes» c'est-à-dire ressemblant aux bruyères, pour désigner une telle végétation.
9C'est une formation primitive qu'il ne faut pas confondre avec les « savoka » à philippia (Ericaceae).
10Ces derniers se développent après destruction de la forêt primaire d'altitude par l'homme.. [1.196]
Ohatra  11 Tao anaty kirihitr' ala kely izao izy vao nijanona [2.499#109]
12 Ambohitsoa dia fasana mitandahatra betsaka no teny, ka be vero sy kirihitrala. [1.437#]
13 Heniheny, alan-kerana, alan-kisatra ary kirihitrala no betsaka teny talohan'ny naha-tanimbary azy. [2.508#]
Voambolana  14 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12