Teny iditra | irerokatra (ireroa) | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy tovana, mitovy hevitra amin' ny "ireroa" niaviany ihany: Lehibe ireto akoho ireto noho irerokatra [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |