|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ireroa |
| Fototeny | 2iroa |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5those far away (in sight) plur.
6of iroa. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ceux-là, bien loin (visibles), plur.
8de iroa. [1.8] |
| Ohatra |
9 Ry mpiandry gisa ireroa!
[2.69]
10 ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281] |
| Sampanteny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|