|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zavatsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fitokanana. [Taimoro] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  5zavatra

Teny iditra (2/2)6 zava-tsy
Singan-teny  7zavatra, 8tsy
Sokajin-teny  9 Tsy lazaina (teny sasany)
Ohatra  10 Mandinika zava-tsy misy eo anoloany [2.643#165]
11 Misakana ny teny tsy ho tanteraka ny zava-tsy fantatra [2.245#54]
12 Ny hisambotra mbola hanahirana : sady tsy hahazo no zava-tsy hay [2.5#106]

Fivaditsoratra  13 tsivaza, 14 zava-tsy, zavatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02