|
|
|
|

Teny iditra1 zavatsoa
Singan-teny  2zavatra, 3soa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 zavatsoa tokoa ny fandrosoana [2.332#77]
6 Aoka ny firavakareo tsy ho zavatsoa ivelany fotsiny, toy ny randram-bolo kanto, na ny firava-bolamena amana didy akanjo ara-pomba [2.996#67.3.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29