|
|
|
|

Teny iditra1 zatovovavy
Singan-teny  2zatovo, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a young woman. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6jeune fille. [1.8]
Ohatra  7 Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356]
8 Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12