|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zanaka am-pielezana |
| Singan-teny | 2zanaka, 3fielezana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés".
7Les émigrés, la diaspora. [1.5] |
| Voambolana | 8 Hainifiaraha-monina |
| Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|