|
|
|
|

Teny iditra1 fielezana
Fototeny  2ely
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fiparitahana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5scattering, dispersion. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6la dispersion, la propagation. [1.3#123]
7dispersion, propagation. [1.8]
Ohatra  8 raha hianao no havandra hamono vary, izaho no ataovy tanety be fielezana; [2.69#216]
Kamban-teny rehetra  9zanaka am-pielezana
Lahatsoratra  10Randzavola: fielezana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08