|
|
|
|

Teny iditra1 zafikely
Singan-teny  2zafy, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5petit-fils, petite-fille, petits-enfants. [1.5]
Ohatra  6 Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny. [2.470]
7 Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. [2.356]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12